Iray kilasy (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifanojo
Nifampijery foana
Ny vcgx masontsika roa
Toa ftciauyw tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa variana isika
fiv : Iray kilasy mantsy isika roa
Nifankahita isan’andro isan’andro
nkycu tononkira.serasera.org Tsy handry foana ny andro maraina
Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Misy tsy arako
Ny dika lesona
Mbola misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy mahay
Nifampijery foana
Ny vcgx masontsika roa
Toa ftciauyw tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa variana isika
fiv : Iray kilasy mantsy isika roa
Nifankahita isan’andro isan’andro
nkycu tononkira.serasera.org Tsy handry foana ny andro maraina
Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Misy tsy arako
Ny dika lesona
Mbola misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy mahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Red MetalVangy : 13389
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Njo
Daty : 29/11/2001 19:29
