Iray kilasy (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifanojo
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa variana isika
fiv : yqsqcnah Iray kilasy mantsy isika roa
Nifankahita isan’andro isan’andro
tononkira.serasera.org Tsy handry foana ny andro maraina
Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Misy cuiw tsy arako
Ny dika lesona
Mbola misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy lajzte mahay
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa variana isika
fiv : yqsqcnah Iray kilasy mantsy isika roa
Nifankahita isan’andro isan’andro
tononkira.serasera.org Tsy handry foana ny andro maraina
Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Misy cuiw tsy arako
Ny dika lesona
Mbola misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy lajzte mahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Red MetalVangy : 13559
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Njo
Daty : 29/11/2001 19:29
