Iray kilasy (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifanojo
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa variana isika
fiv tononkira.serasera.org : bgqswfpg Iray kilasy mantsy isika rvmhz roa
Nifankahita isan’andro isan’andro
Tsy handry foana ny andro maraina
Ahitana anao zewjp ao an-dakilasy ao
Misy tsy arako
Ny dika lesona
Mbola misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy mahay
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa variana isika
fiv tononkira.serasera.org : bgqswfpg Iray kilasy mantsy isika rvmhz roa
Nifankahita isan’andro isan’andro
Tsy handry foana ny andro maraina
Ahitana anao zewjp ao an-dakilasy ao
Misy tsy arako
Ny dika lesona
Mbola misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy mahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Red MetalHits : 13561
Likes : 2 Like
Created by : Njo
Date : 29/11/2001 19:29
