Fitiavana moana (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia azy izany foko , eny tia jcqmly
nefa kosa hotendreko mba hangiana
raha ny handrafy ny olon-tiana, sanatria!
fandeferana no manda, no manda nofidiana

Raiki-po tamin’ny olona tsy manina
Niomankomana ny hamandrika tsiriry
kanjo tojo itony ady
Itony ady mahafanina
ny fanahy foana re no mangirifiry

Tsy maninona eny hoy aho Ranivoaly
ny misopatra dia tononkira.serasera.org zavatra tsy haiko
f’izao no zavatra hokendreko ho cswwpciz idealy
ny adidiko aminao re, io no tontosaiko
ny kapoaka atolotrao dia hosotroiko
Na mangeroka aza re hozakaiko ihany
f’ilay fitia izay tsy mivaha dia hovonoiko
Hovonoiko tsy hitrebona mtkh eee
tsy hitrebona eo an-tany

raiki-po........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125