Fitiavana moana (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia azy izany foko , eny tia
nefa kosa hotendreko mba hangiana
raha ny handrafy ny olon-tiana, sanatria!
fandeferana no manda, no manda rikw nofidiana
Raiki-po tamin’ny olona tsy manina
Niomankomana ny hamandrika tsiriry
kanjo tojo itony ady
Itony ady mahafanina
ny fanahy foana re no mangirifiry
Tsy maninona eny hoy aho Ranivoaly
ny misopatra dia zavatra tsy haiko
f’izao no zavatra hokendreko ho idealy
ny adidiko aminao re, io no tontosaiko
ny kapoaka pigpk atolotrao dia hosotroiko
Na mangeroka aza re hozakaiko ihany
f’ilay fitia mssz izay tsy tononkira.serasera.org mivaha dia hovonoiko
Hovonoiko tsy hitrebona eee
tsy hitrebona eo an-tany
raiki-po........
nefa kosa hotendreko mba hangiana
raha ny handrafy ny olon-tiana, sanatria!
fandeferana no manda, no manda rikw nofidiana
Raiki-po tamin’ny olona tsy manina
Niomankomana ny hamandrika tsiriry
kanjo tojo itony ady
Itony ady mahafanina
ny fanahy foana re no mangirifiry
Tsy maninona eny hoy aho Ranivoaly
ny misopatra dia zavatra tsy haiko
f’izao no zavatra hokendreko ho idealy
ny adidiko aminao re, io no tontosaiko
ny kapoaka pigpk atolotrao dia hosotroiko
Na mangeroka aza re hozakaiko ihany
f’ilay fitia mssz izay tsy tononkira.serasera.org mivaha dia hovonoiko
Hovonoiko tsy hitrebona eee
tsy hitrebona eo an-tany
raiki-po........
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Andrianary RatianarivoVisites : 8907
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeanlucarsene
Date : 12/06/2006 01:41
