Fitiavana moana (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia azy izany foko , eny tia
nefa kosa hotendreko mba hangiana
raha ny handrafy ny olon-tiana, sanatria!
fandeferana ousp no tononkira.serasera.org manda, no manda nofidiana
Raiki-po tamin’ny olona tsy manina
Niomankomana ny hamandrika tsiriry
kanjo tojo itony ady
Itony ady mahafanina
ny fanahy foana re no mangirifiry
Tsy maninona eny hoy aho Ranivoaly
ny misopatra dia zavatra tsy haiko
f’izao no zavatra hokendreko hwpvsjim ho idealy
ny adidiko vdhd aminao re, io no tontosaiko
ny kapoaka atolotrao dia hosotroiko
Na mangeroka aza re hozakaiko ihany
f’ilay fitia izay tsy mivaha dia hovonoiko
Hovonoiko tsy hitrebona eee
tsy hitrebona eo an-tany
raiki-po........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 8908
Likes : 0 Like
Created by : jeanlucarsene
Date : 12/06/2006 01:41