Mihobia ho an'Andriamanitra (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( Mihobia ho an'Andriamantra
ry tany rehetra!
Ankalaza ny voninahin'ny anarany ,
Omeo voninahitra Izy ho fiderana Azy ) *2
Refrain: bplubp ( Lazao amin'Andriamanitra hoe;
Endre mahagaga ny hzaemyz asanao!
Ny fahalehibehazanan'ny herinao;
ikohizan'ny fahavalonao ) *2
Ny tany rehetra iankohoka aminao
Eny ankalaza pvjc anao
Avy ka jereo ny asan'Andriamanitra,
matahotra izay ataony amintsika
Refrain: ( Lazao amin'Andriamanitra hoe;
Endre mahagaga ny asanao!
Ny fahalehibehazanan'ny herinao;
ikohizan'ny fahavalonao ) *2 tononkira.serasera.org
ry tany rehetra!
Ankalaza ny voninahin'ny anarany ,
Omeo voninahitra Izy ho fiderana Azy ) *2
Refrain: bplubp ( Lazao amin'Andriamanitra hoe;
Endre mahagaga ny hzaemyz asanao!
Ny fahalehibehazanan'ny herinao;
ikohizan'ny fahavalonao ) *2
Ny tany rehetra iankohoka aminao
Eny ankalaza pvjc anao
Avy ka jereo ny asan'Andriamanitra,
matahotra izay ataony amintsika
Refrain: ( Lazao amin'Andriamanitra hoe;
Endre mahagaga ny asanao!
Ny fahalehibehazanan'ny herinao;
ikohizan'ny fahavalonao ) *2 tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 2393
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FEOMAFI
Daty : 30/09/2015 14:07
