Mihobia ho an'Andriamanitra (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( Mihobia ho an'Andriamantra
ry tany rehetra!
Ankalaza tononkira.serasera.org ny voninahin'ny anarany ,
Omeo voninahitra npkueclp Izy ho fiderana Azy ) *2
Refrain: ( Lazao amin'Andriamanitra hoe;
Endre mahagaga ny asanao!
Ny rhydb fahalehibehazanan'ny herinao;
ikohizan'ny fahavalonao ) *2
Ny tany rehetra iankohoka aminao
Eny ankalaza anao
Avy ka jereo ny asan'Andriamanitra,
matahotra izay ataony amintsika
Refrain: ( Lazao amin'Andriamanitra gmawjk hoe;
Endre mahagaga ny asanao!
Ny fahalehibehazanan'ny herinao;
ikohizan'ny fahavalonao ) *2
ry tany rehetra!
Ankalaza tononkira.serasera.org ny voninahin'ny anarany ,
Omeo voninahitra npkueclp Izy ho fiderana Azy ) *2
Refrain: ( Lazao amin'Andriamanitra hoe;
Endre mahagaga ny asanao!
Ny rhydb fahalehibehazanan'ny herinao;
ikohizan'ny fahavalonao ) *2
Ny tany rehetra iankohoka aminao
Eny ankalaza anao
Avy ka jereo ny asan'Andriamanitra,
matahotra izay ataony amintsika
Refrain: ( Lazao amin'Andriamanitra gmawjk hoe;
Endre mahagaga ny asanao!
Ny fahalehibehazanan'ny herinao;
ikohizan'ny fahavalonao ) *2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEOMAFIVisites : 2383
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FEOMAFI
Date : 30/09/2015 14:07
