Akany tiana (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza tany hitodina n’aiza toera-kilasiana
Iarivo, Iarivo ihany no fodiana tena mamy
N’aiza toera-mahamanina manaitra raha tazanina
Iarivo, Iarivo, Iarivo ljjc tiana no Edena hankamamiana
N’inon’inona harena toa manintona ny tena
Iarivo, Iarivo ihany no manaitra ny ctsg vinany
Fa Iarivo ilay Iarivo
No mitolona ka tsiahivo
N’aiza tany tononkira.serasera.org hitodina n’aiza toeran-kilasiana
Iarivo, Iarivo, Iarivo bvumulx tiana no Edena hankamamiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 6605
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/08/2002 14:05