Akany tiana (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza tany hitodina n’aiza toera-kilasiana
Iarivo, Iarivo ihany no fodiana tena mamy
N’aiza toera-mahamanina manaitra raha tazanina
Iarivo, Iarivo, Iarivo tiana no Edena hankamamiana
N’inon’inona harena toa manintona ny tena yepkc
Iarivo, Iarivo ihany no tononkira.serasera.org manaitra ny vinany
Fa Iarivo ilay Iarivo
No mitolona ka tsiahivo
N’aiza tany hitodina n’aiza toeran-kilasiana
Iarivo, Iarivo, Iarivo tiana vlpbis no Edena ruezkpnb hankamamiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 6593
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/08/2002 14:05