Akany tiana (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza tany hitodina n’aiza toera-kilasiana
Iarivo, Iarivo ihany no fodiana tena mamy
N’aiza toera-mahamanina manaitra raha tazanina
Iarivo, Iarivo, wmfstnc Iarivo tiana no Edena hankamamiana
N’inon’inona harena toa manintona tononkira.serasera.org ny tena
Iarivo, Iarivo uiog ihany no manaitra ny vinany
Fa Iarivo ilay Iarivo
No mitolona ka tsiahivo
N’aiza tany hitodina n’aiza toeran-kilasiana
Iarivo, Iarivo, Iarivo tiana no gfrym Edena hankamamiana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BarijaonaHits : 6655
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/08/2002 14:05