Tsy mbola niova (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Iarahan’i Tovo J’hay sy Joy tononkira.serasera.org K)
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana
Fa tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
oesbfphu Fa tsy mbola niova
Hatrizay
Lay fitia izay nomena anay
Fa cvlsqln vao mainka
Nitombo vaika
efxv Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana
Fa tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
oesbfphu Fa tsy mbola niova
Hatrizay
Lay fitia izay nomena anay
Fa cvlsqln vao mainka
Nitombo vaika
efxv Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 4500
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/12/2002 12:20
