You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Joy K

193

Nampiditra : scarakool
Tamin'ny : 26/05/2005 06:59:17

Mombamomba :
juste un mot pour un ti coucou si tu passe par là!!!
un rayon de soleil de l'île u je suis pour toi!!!!

rendez vous tout le monde sur son new site www.joy-k.net

kiss

Hevitra mandeha

Rhayo (16/01/2008 13:24:28)

Mafinaritra ry se zany hoe DJ zany dia sady mhira a? sady efa azo atao tsara kao anie zany eto Madagasikara e :-). Tsisy maha ratsy an'izany fa ry Joestar aza lasa mihira ry sheenpaul sns aleo mba manaraka ny toetrandro koa e :-) sady ao anatin'ny mozika koa anie ny DJ e :-)

sah (15/07/2006 10:47:05)

zo mahafinaritra b enao ssy ny hiranao ka tohizo foana veloma ndray alou.aza miraharaha ny tenin'ny tsy tia an!

dupouyfab (07/01/2006 16:02:42)

izaho aloha teo aloha tena potika be taminy nefa dia lasa nanambady izy ,aiza hadinoana ary ireny fiarahantsika ry joy-k an,ianao ihany no nahantonga ahy nandeha aty filande aty

lawrenmino (26/10/2005 11:10:56)

Tiako be ianao ry Zo,aza miraharaha ny tenin'i Fian fa jalousie ny azy.JTM 2 tout mon coeur je suis fan de toi,ny any Fian asarotam-piaro diso tafa hoatra satria izy ratsy par rapport à toi sy be mony be koa ka aza omena tsiny fa GAIGY éh!ilay tianao foana( finoana)KISS

scarakool (26/05/2005 10:59:17)

juste un mot pour un ti coucou si tu passe par là!!!
un rayon de soleil de l'île u je suis pour toi!!!!

rendez vous tout le monde sur son new site www.joy-k.net

kiss

Baozomah (23/05/2005 06:09:57)

izy aloha dia tovolahy tsara tarehy sady mahay mihira eh asakasak'izay manenjika azy dain !

Siou (01/05/2005 15:09:45)

BIOGRAPHIE

Né le :20 décembre 1977
Il a dédié sa chanson « Ho an’i Neny » pour sa mère décédée en 1981
Ecole primaire : Tamatave, Majunga, Tuléar et Tananarive
Collège : Rafiringa faravohitra
Lycée : St Antoine Ankadifotsy
Inscae : 1998
Travaillé dans une société d’importation
Début sur scène : 1989 avec Salomon, Narisoa et Ranja (son père)
1991-1992 : Tarika Martina
1997 : organisateur d’événement, danse
2001 : Fihirana maty hanina

DISCOGRAPHIE
Septembre 2001 : Album HO IRAY (10 titres) : K7 et CD (1er clip à Madagascar)
Arrangements : Daddy Rasamimanana et Tommy Ratefy
Studio : ARA

Octobre 2002 : Album FINOANA (11 titres) SM PRO
Fevrier 2003 : Album VCD BEST OF JOY K
Produit par SM PRO
Décembre 2003 : Album OMEKO ANAO RY A…
Produit par SM PRO
10 titres : 5 pop rock, 3 slows et 2 folk

Divers :
Couleurs préférées : Rouge et bleu
Plats : Porc au ravitoto, pates
Déteste : hypocrisie

fian (05/02/2005 18:50:18)

tsy hoe efa nataony, fa jereo anie ty paoziny..sady rehefa mihira izy, hafahafa be. Nefa nomen'Andriamanitra azy ny talenta, ka izy anie homba azy. Ialako tsiny raha tsy mety ny teny natao. Izaho aza hono mitovy endrika aminy, sady efa mpihira koa.:)

voary (18/01/2005 12:26:49)

za zany tsy mahafantatra izay momba azy fa le olna miteniteny fôna hoe sady pede no pedophile kosa tsy mety.F'angaha enao niteny izany io no efa nataony???sa niaraka nanao izany ianareo???
Mba saino ihany ny soratana fa...mankarary maso ny mamaky azy.
Merci

scarakool (09/12/2004 14:43:19)

ratsy toetra i fian!!!! fa izy naninona anao????

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha