tapitra hatreo (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Dia nofarananao ny dia
Tsy hitomany tononkira.serasera.org aho sanatria
Fa hatrizay nisy toerana ho ahy
Tao am-ponao
Kanefa anio nanjavona tsy teo
2-Dia hanadino anao satria
Lasan’ny hafa ilay fitia
Tsy ho iray
Fitia niserana ny antsika roa
Ka aleo ataoko hoe tsy anjarako
siiruymf REF:Hatreo hifarana ’lay fiarahana
’Zay nantenaina fa haharitr’ela
Efa impiry² moa no nsof nileferako
Ka ampy izay sao valaka eo ny fo
3- Natoky loatra aho teo aloha
gwetf Hany aho ka nanankin-doha
Ka aleo hivalona ho anatra avokoa ireny
Nofy nampimalo nankalemy
......REF......
Tsy hitomany tononkira.serasera.org aho sanatria
Fa hatrizay nisy toerana ho ahy
Tao am-ponao
Kanefa anio nanjavona tsy teo
2-Dia hanadino anao satria
Lasan’ny hafa ilay fitia
Tsy ho iray
Fitia niserana ny antsika roa
Ka aleo ataoko hoe tsy anjarako
siiruymf REF:Hatreo hifarana ’lay fiarahana
’Zay nantenaina fa haharitr’ela
Efa impiry² moa no nsof nileferako
Ka ampy izay sao valaka eo ny fo
3- Natoky loatra aho teo aloha
gwetf Hany aho ka nanankin-doha
Ka aleo hivalona ho anatra avokoa ireny
Nofy nampimalo nankalemy
......REF......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 17129
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : CyberLand
Daty : 06/12/2002 16:59
