Tsy mbola niova (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Iarahan’i Tovo J’hay sy Joy K)
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana
Fa tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
Fa tsy mbola niova
mrauikkk Hatrizay
filqc Lay fitia izay nomena anay
Fa vao mainka
Nitombo vaika
Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika tononkira.serasera.org hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza kzfilh izahay manoloana
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana
Fa tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
Fa tsy mbola niova
mrauikkk Hatrizay
filqc Lay fitia izay nomena anay
Fa vao mainka
Nitombo vaika
Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika tononkira.serasera.org hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza kzfilh izahay manoloana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Joy KVisites : 4482
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 16/12/2002 12:20
