Tsy mbola niova (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Iarahan’i Tovo J’hay sy Joy K)
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo cjlxox mibitaka angamba tsy ho tana
Fa iwnmvbx tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
tononkira.serasera.org Fa tsy mbola niova
Hatrizay
Lay fitia izay nomena anay
Fa vao mainka
Nitombo vaika
Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana
utpqe
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo cjlxox mibitaka angamba tsy ho tana
Fa iwnmvbx tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
tononkira.serasera.org Fa tsy mbola niova
Hatrizay
Lay fitia izay nomena anay
Fa vao mainka
Nitombo vaika
Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana
utpqe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 4483
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/12/2002 12:20
