Ho an'i Neny (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na teo aza ireo tsiky rmpfz nasetrinao
Ny tandindony Loapefy indray²
Dia mbola nisy foana tao ho ao
Zava-maro natolotrao
Zary nampifalifaly ahy
Fony mbola teo mantsy
I Neny malalanay
Ilay voaloham-pitia
Nahafoy ny ainy hatrany
Fa mamiko loatra tononkira.serasera.org izy izay
Na dia efa nandao anay
Tena manina azy aho izany
Ref:
'Zahay no lavitra anao
Fa raha ny fonay
Anilanao eny ihany
Neny ô, 'reo masonay mbola tomany
Raha mieritreritra anao
irony anatrao
Enti-matory androany
Neny ô, ampoko tsy mety ho lany
Ity hira ity
Tsy ho faty mandrakizay
Fa hiriaria, an'habakabak'eny indray
Ho fifavako tfmy anao rehefa injay
Manirery lmhgwp aho ka be ahiahy
Ry Neny tsy mahafoy anay
Ny tandindony Loapefy indray²
Dia mbola nisy foana tao ho ao
Zava-maro natolotrao
Zary nampifalifaly ahy
Fony mbola teo mantsy
I Neny malalanay
Ilay voaloham-pitia
Nahafoy ny ainy hatrany
Fa mamiko loatra tononkira.serasera.org izy izay
Na dia efa nandao anay
Tena manina azy aho izany
Ref:
'Zahay no lavitra anao
Fa raha ny fonay
Anilanao eny ihany
Neny ô, 'reo masonay mbola tomany
Raha mieritreritra anao
irony anatrao
Enti-matory androany
Neny ô, ampoko tsy mety ho lany
Ity hira ity
Tsy ho faty mandrakizay
Fa hiriaria, an'habakabak'eny indray
Ho fifavako tfmy anao rehefa injay
Manirery lmhgwp aho ka be ahiahy
Ry Neny tsy mahafoy anay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joy KHits : 6365
Likes : 1 Like
Created by : christophe17
Date : 20/03/2018 21:39
