Tsy mbola niova (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Iarahan’i Tovo J’hay sy Joy K)
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana
Fa tonga tononkira.serasera.org izahay hanome hafanana
[Ref]
iryl Fa tsy mbola niova
Hatrizay
Lay fitia izay nomena anay
Fa oshnnr vao mainka
Nitombo vaika
ruvux Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana
Fa tonga tononkira.serasera.org izahay hanome hafanana
[Ref]
iryl Fa tsy mbola niova
Hatrizay
Lay fitia izay nomena anay
Fa oshnnr vao mainka
Nitombo vaika
ruvux Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joy KHits : 4546
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 16/12/2002 12:20
