LASA IZAO (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ity ataonao
Toa mitanondrika be tsor’izao
Ekeo fa tsy nety ny nataonao
Toa mangina tsy miteny,
Toy nephah ny ankizy very reny,
Ny Ray lyqfnj ao ambony tsy mba manary anao
Na ny ditra vita anie
Na ny fahotana maro be
Dia miandry anao ny Ray ka miverena re!
Ke hoy aho hoe:
Réf: Lasa izao, Mitsangana
’Zao de izao, tononkira.serasera.org Miomana
F’isika izao, no hiaraka
Hitondra fiainam-baovao
www.joyk.net wmckbjl
Toa mitanondrika be tsor’izao
Ekeo fa tsy nety ny nataonao
Toa mangina tsy miteny,
Toy nephah ny ankizy very reny,
Ny Ray lyqfnj ao ambony tsy mba manary anao
Na ny ditra vita anie
Na ny fahotana maro be
Dia miandry anao ny Ray ka miverena re!
Ke hoy aho hoe:
Réf: Lasa izao, Mitsangana
’Zao de izao, tononkira.serasera.org Miomana
F’isika izao, no hiaraka
Hitondra fiainam-baovao
www.joyk.net wmckbjl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 3659
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ramiaramila
Daty : 08/09/2005 14:17
