Sambatra (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ianao avy eo sambatra aho
Rehefa tafaray izaho sy ianao
Hitondra fitiavana iray vaovao
Natokako irery ho anao
Avo be ka tsy takatro
Ilay kintana homeko anao
Fa todiko foana na dia eny ianao
phudlzjs Hamiratra ho ahy manontolo
Fa ho ahy tiako ho ahy irery ianao
Hiadana sy ho twccg finaritra aho
Hitety tononkira.serasera.org izao tontolo izao
Hiaraka aminao
Ho kepohe hitan’ny ambany lanitra
Rehefa tafaray izaho sy ianao
Hitondra fitiavana iray vaovao
Natokako irery ho anao
Avo be ka tsy takatro
Ilay kintana homeko anao
Fa todiko foana na dia eny ianao
phudlzjs Hamiratra ho ahy manontolo
Fa ho ahy tiako ho ahy irery ianao
Hiadana sy ho twccg finaritra aho
Hitety tononkira.serasera.org izao tontolo izao
Hiaraka aminao
Ho kepohe hitan’ny ambany lanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 15981
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Poupoussy
Daty : 10/03/2003 18:38
