Jesoa Fitiavana (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny adin-tsaina
vao mba mahatsiarao anao ry Tompo
menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana

Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny draujzg ditrako
eny tsapako ebux fa novidiana lafo
tamin’ ny Ranao ny tenako


Jesoa gctwbos Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
he, tsinontsinona izao tontolo izao
fa fanimbana tena, saina tononkira.serasera.org sy fanahy

Ho reharehako ilay tanambokovoko
hihamina eo anilanao anie ny foko
fa eo anilanao tsy misy ny toloko
eo no mahatsara ahy, Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108