Jesoa apetrako aminao (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa apetraka aminao
Ny fanahiako rehetra
Ny asa vita hatrizao
Anao tononkira.serasera.org tokoa tsy misy fetra
Jesoa, upgkfhc apetraka eaawlg aminao

Jesoa apetraka aminao
Ny asa fikelezan’ aina
Tsy misy miafina aminao
Ny hetaheta tsy hay ihbodsj lazaina
Jesoa, apetraka aminao

Jesoa, apetraka aminao
Ny toky sy fanantenana
Ny sitrakao no aoka hatao
Na aiza lalana ombana
Jesoa, apetraka aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107