FO MITAMBATRA (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FO MITAMBATRA
Fo mitambatra ho iray,
No ho entina eto izao
Mitrotro ny fitia,
Ho hamasinin’Andriamanitra
Hitombo hery Sy owdfziw
hamerovero koa
Ka hifanaiky ireto olon-droa,
Fa hiombom-piaianana
Na inona no hiseho eto an-tany
Dia ho vonona hifampitantana
Ref: szxgk Fitiavana toy ny an’ilay Jeso
Fitiavana manolotra ny aina (x 2)
Fitiavana mandresy fahotana
tononkira.serasera.org Fitiavana ho mandrakizay doria
Toy izao androany izao,
lay nofinofy Zay
niainanay taloha
Ka indro fa miara-belona,
miara-sambatra an’ivo ny fitia
Lay dina izay niarahana nikolo
Nohamafisina ho doria math
Ho tehirizina ho vaovao
Handrobona hitombo hasina
Fo mitambatra ho iray,
No ho entina eto izao
Mitrotro ny fitia,
Ho hamasinin’Andriamanitra
Hitombo hery Sy owdfziw
hamerovero koa
Ka hifanaiky ireto olon-droa,
Fa hiombom-piaianana
Na inona no hiseho eto an-tany
Dia ho vonona hifampitantana
Ref: szxgk Fitiavana toy ny an’ilay Jeso
Fitiavana manolotra ny aina (x 2)
Fitiavana mandresy fahotana
tononkira.serasera.org Fitiavana ho mandrakizay doria
Toy izao androany izao,
lay nofinofy Zay
niainanay taloha
Ka indro fa miara-belona,
miara-sambatra an’ivo ny fitia
Lay dina izay niarahana nikolo
Nohamafisina ho doria math
Ho tehirizina ho vaovao
Handrobona hitombo hasina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 27986
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : William
Daty : 18/05/2005 07:52
