Am-pelatananao ry Raiko (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Am-pelatananao ry grqa Raiko
Ny momba homba ahy rehetra
Iriko ianao no ho mpibaiko
Ianao anatiko ao hitoetra
Ho tononkira.serasera.org andrinao ho tokoa
Hitarika ahy hatrany sgolkv hatrany
Andriafo tsy mandao Ianao
Jesoa Ianao no hazavana tsy ho lany
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na ny fiainako eto an-tany
Na hatrary ankoatra ary
Ny saiko am-pelatananao
Ny foko efa tsy ahy intsony
Fa voarombo ka ho vao
Dia lasanao ry Ray ambony
Ny hasambarako ombieny
Mifaly manana Anao
Ilay fiainako mpanjeninjeny
No voafehinao anatiko ao
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na rcyklmus ny fiainako eto an-tany
Na hatrary ankoaatra ary.
Ny momba homba ahy rehetra
Iriko ianao no ho mpibaiko
Ianao anatiko ao hitoetra
Ho tononkira.serasera.org andrinao ho tokoa
Hitarika ahy hatrany sgolkv hatrany
Andriafo tsy mandao Ianao
Jesoa Ianao no hazavana tsy ho lany
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na ny fiainako eto an-tany
Na hatrary ankoatra ary
Ny saiko am-pelatananao
Ny foko efa tsy ahy intsony
Fa voarombo ka ho vao
Dia lasanao ry Ray ambony
Ny hasambarako ombieny
Mifaly manana Anao
Ilay fiainako mpanjeninjeny
No voafehinao anatiko ao
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na rcyklmus ny fiainako eto an-tany
Na hatrary ankoaatra ary.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 6945
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/07/2007 13:18
