Jesoa Fitiavana (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny adin-tsaina
vao mba mahatsiarao anao ry Tompo
menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
eny tsapako fa novidiana lafo
tamin’ ny Ranao ny tenako
Jesoa tononkira.serasera.org Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
he, tsinontsinona izao tontolo izao
fa fanimbana tena, saina mdjcdmht sy wprvyy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
hihamina eo anilanao anie ny foko
fa eo anilanao tsy misy ny toloko
eo no mahatsara ahy, ghwqzom Jesoa
vao mba mahatsiarao anao ry Tompo
menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
eny tsapako fa novidiana lafo
tamin’ ny Ranao ny tenako
Jesoa tononkira.serasera.org Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
he, tsinontsinona izao tontolo izao
fa fanimbana tena, saina mdjcdmht sy wprvyy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
hihamina eo anilanao anie ny foko
fa eo anilanao tsy misy ny toloko
eo no mahatsara ahy, ghwqzom Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIHIRANA FANAMPINYVisites : 9849
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/05/2007 09:01
