Jesoa Fitiavana (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny iotdqcc adin-tsaina
vao omtju mba mahatsiarao anao ry Tompo
menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
eny tsapako fa novidiana lafo
tamin’ ny Ranao ny tenako
Jesoa Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
he, tsinontsinona izao tontolo izao
fa tononkira.serasera.org fanimbana tena, gdnu saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
hihamina eo anilanao anie ny foko
fa eo anilanao tsy misy ny toloko
eo no mahatsara ahy, Jesoa
vao omtju mba mahatsiarao anao ry Tompo
menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
eny tsapako fa novidiana lafo
tamin’ ny Ranao ny tenako
Jesoa Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
he, tsinontsinona izao tontolo izao
fa tononkira.serasera.org fanimbana tena, gdnu saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
hihamina eo anilanao anie ny foko
fa eo anilanao tsy misy ny toloko
eo no mahatsara ahy, Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIHIRANA FANAMPINYHits : 9620
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 26/05/2007 09:01
