Fa tsy misy fahoriana (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy misy fahoriana, tononkira.serasera.org izay natolotrao anay
Ka nitarika hakiviana satria efa zakanay
Noho lay vesatra indrindra mafy sy manonja koa
Izay nentinao namindra raha novonoina Ianao Jesoa


Fiv:
Ny fanirim-panahy hiaraka Aminao
Hamelon’ ahy ho sahy hiasa ho Anao
Ny famonjena soa izay nomenao ry Ray
No anton’ ny fiainanay


Fa tsy misy hafaliana tena mampifaly anay
Raha pbnb tsy ilay fitahiana avy aminao ry Ray
Fa tsy misy koa fitia hahasambatra anay
Raha tsy ianao ouroqcp ry Tompo pcbywuxd tia no mitoetra anatinay

Ny fisainanay izay kely tsy mahatakatra indraindray
Fa ianao ianao irery no toky iankinanay
Ny finoana mila hivaha tsy mahasedra sarotra
Ampijoroy tsy hanahy ho finoana matotra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0521