Tsy hainay ny hangina (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hainay ny hangina ka tsy hankalaza ny Avo
Nameno fitahiana ka tsy mba namela ho lavo
Tsy hainay hadinoina ilay fara-fitiavanao Ray ô,
Fa mcaw maty novonoina ny Zanakao hamonjy ylgnzrol anay
Fiv:
Ka dera ry Ray sy saotra no atolotray ho Anao
Raiso (fo sy fanahy) fo faly loatra
No entinay midera Anao
Ny sainay tsy ampy hahalala
Ny fatran’ ny krupvb fitiavanao
Ka raiso ry tononkira.serasera.org Tompo Malala
Ny fankasitrahana Anao ry Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 8059
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/06/2009 10:28