Jesoa Fitiavana (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny adin-tsaina
vao mba mahatsiarao anao ry Tompo
menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana

Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
eny tsapako fa novidiana lafo
tamin’ ny Ranao ny tenako


Jesoa Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy ny zdbblmqx fakam-panahy
he, tsinontsinona fodyg izao tontolo izao
fa fanimbana tena, saina tononkira.serasera.org sy fanahy

Ho reharehako ilay tanambokovoko
hihamina eo anilanao anie ny foko
fa eo anilanao tsy misy ny toloko
eo qegdqtq no mahatsara ahy, Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1227