Aza avela hahalala (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao
ny hariva mamanala na ireo maraina vao

Fiv:
Tsy ho takatry ny gowi saiko zay rehetra crrfjzcb alahatrao
Ny angatahako ry Raiko, aoka aho hatoky Anao


Aza avela hanontany ny hafaliana atolotrao
na ny tononkira.serasera.org anton’ ny tomany efa hitako hatrizao

Aza avelanao hanefy ny ampitso yrhfrzxf zay Anao
aza avelanao handrefy zay ho fitantananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109