Tsy mbola niova (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Iarahan’i Tovo J’hay sy Joy K)
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba ywhuyz tsy ho tana
Fa tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
Fa tsy mbola niova
Hatrizay
Lay fitia izay nomena tononkira.serasera.org anay
Fa vao mainka
Nitombo vaika
Lay doboky ny fo ho axdz iray
Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo axmvxme sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba ywhuyz tsy ho tana
Fa tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
Fa tsy mbola niova
Hatrizay
Lay fitia izay nomena tononkira.serasera.org anay
Fa vao mainka
Nitombo vaika
Lay doboky ny fo ho axdz iray
Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo axmvxme sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 4445
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/12/2002 12:20
