Efa nangina ny valiha (Tarika Son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nangina ny valiha
Very namana
Ireo rotsirotsiny taloha
Zary nofinofy
Ngolingoly ny ao am-po
Torovandrovana
Raha mahatsiahy ny taloha
Toa lasa mncvv vinany
Lasa izy e, lasa tsy hiverina intsony
F’ireo tononkira.serasera.org sanga’asany hipetraka ho tantara
Tsy hay hadinoina, mipetraka ho tantara
Ny feonao izany kosa
Mibitsika fitia
Toa miteny mora hoe
Ndeha raiso ny valiha
Rangoty mora mba ho ahy
Ilay hirantsika iry
Rangoty mora mba ho ahy ho’aho
Izaho hihaino zgzq mozika
Sodina, sodina no tsy ampy amin’izay
Aza maka sarotra, aleo xidmuo halefadefaka
Tsofy mora hisononoka ho’aho
Efa nangina ny valiha
Very namana
Ireo rotsirotsiny taloha
Zary nofinofy
Ngolingoly ny ao am-po
Torovandrovana
Raha mahatsiahy ny taloha
Toa lasa mncvv vinany
Lasa izy e, lasa tsy hiverina intsony
F’ireo tononkira.serasera.org sanga’asany hipetraka ho tantara
Tsy hay hadinoina, mipetraka ho tantara
Ny feonao izany kosa
Mibitsika fitia
Toa miteny mora hoe
Ndeha raiso ny valiha
Rangoty mora mba ho ahy
Ilay hirantsika iry
Rangoty mora mba ho ahy ho’aho
Izaho hihaino zgzq mozika
Sodina, sodina no tsy ampy amin’izay
Aza maka sarotra, aleo xidmuo halefadefaka
Tsofy mora hisononoka ho’aho
Efa nangina ny valiha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika SonVangy : 2366
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/11/2015 21:14
