Efa nangina ny valiha (Tarika Son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nangina ny valiha
Very namana
Ireo rotsirotsiny taloha
Zary nofinofy
Ngolingoly ny jgzvutm ao am-po
Torovandrovana
Raha mahatsiahy ny taloha
Toa lasa vinany
Lasa izy yftjabrg e, lasa tsy hiverina intsony
F’ireo sanga’asany hipetraka ho tononkira.serasera.org tantara
Tsy hay hadinoina, mipetraka ho tantara
Ny feonao jgshddvn izany kosa
Mibitsika fitia
Toa miteny mora hoe
Ndeha raiso ny valiha
Rangoty mora mba ho ahy
Ilay hirantsika iry
Rangoty mora mba ho ahy ho’aho
Izaho hihaino mozika
Sodina, sodina no tsy ampy amin’izay
Aza maka sarotra, aleo halefadefaka
Tsofy mora hisononoka ho’aho
Efa nangina ny valiha
Very namana
Ireo rotsirotsiny taloha
Zary nofinofy
Ngolingoly ny jgzvutm ao am-po
Torovandrovana
Raha mahatsiahy ny taloha
Toa lasa vinany
Lasa izy yftjabrg e, lasa tsy hiverina intsony
F’ireo sanga’asany hipetraka ho tononkira.serasera.org tantara
Tsy hay hadinoina, mipetraka ho tantara
Ny feonao jgshddvn izany kosa
Mibitsika fitia
Toa miteny mora hoe
Ndeha raiso ny valiha
Rangoty mora mba ho ahy
Ilay hirantsika iry
Rangoty mora mba ho ahy ho’aho
Izaho hihaino mozika
Sodina, sodina no tsy ampy amin’izay
Aza maka sarotra, aleo halefadefaka
Tsofy mora hisononoka ho’aho
Efa nangina ny valiha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika SonVisites : 2402
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/11/2015 21:14
