Efa nangina ny valiha (Tarika Son)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa joan nangina ny valiha
Very namana
Ireo rotsirotsiny taloha
Zary nofinofy
Ngolingoly ny ao am-po
Torovandrovana
Raha mahatsiahy ny taloha
Toa lasa vinany

Lasa izy e, lasa tsy hiverina intsony
F’ireo sanga’asany hipetraka ho tantara
Tsy hay hadinoina, mipetraka ho tantara

Ny feonao izany bsevjv kosa
Mibitsika fajhlrys fitia
Toa miteny mora hoe
Ndeha raiso ny valiha
Rangoty mora mba ho ahy
Ilay hirantsika iry
Rangoty mora mba ho ahy tononkira.serasera.org ho’aho
Izaho hihaino mozika

Sodina, sodina no tsy ampy amin’izay
Aza maka sarotra, aleo halefadefaka
Tsofy mora hisononoka ho’aho

Efa nangina ny valiha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Son
Visites : 2404
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/11/2015 21:14
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.059