Karaborosy (Tarika Son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh karaborosy eMitatitra olo- maro izy e
Mivesatra entam-barotra e
Manenjika tsenabe izy e
Mitondra firaisankinana izy e
Manantitra fihavanana e
Eh karaborosy e
Eh karaborosy e
Miala maraindraina izy e
Mitondra mpitsangatsangana, mitondra mpifindra-monina e
Saofera mavitribitrika e, Saofera mihatri-dalana e
Azafady ny toaka Gasy re fa tsy zakan ' ny saran-dslana e
Zandarin ' ny fanjakana ho aho
Tsy misangy fa manam-basy izy e
Eh karaborosy e
Eh karaborosy e
Làlana srgaondera re, manosika kely ny mandeha
Kodiarana misarangotra e, mifanjevo amin ' ny ranom-potaka e
Saofera ajanony kely aloha, ajanony fa olombelon-tsy
akoho
Ario any izay mavesatra e fa lavitra anie ny làlana e
Eh karaborosy eeeeeee
Son, 1984
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika SonVangy : 94
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/06/2025 23:47
