Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiana, aza mamilafila (Tarika Son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiana a, aza mamilafila ho’aho
Fa raha misy tsy tiana
Ambarao aminay e
Tiana a, ianao ltnr mahalala fa,
Fa fitia manadala
Vao nomeko an’ialahy
Isika natao mba hiaraka roa
Isika nikendry ny hisidina ambony ihany
Ankehitriny manao mody adala
Manao kamokamo hiantso hoe malala a
Tiana a, aza mamilafila ho’aho
Fa raha misy tsy tiana
Ambarao aminay e
Efa nijery ny toera-malalaka aho
Hanamboarako trano be,
Trano be ho anao
Efa nilaza ny besinimaro anie aho
Fa hampiakatra anao e,
Raha toa sitrakao o
Tiana a, aza be famaliana ho’aho
Sa hifampitady
Tsy dia mety lay miady xkytrblg e
Aza manorisory
Fa tsy ho aiza akory
Mankarary ny loha
Isika natao mba hiaraka roa
Isika nikendry ny hisidina ambony ihany
Ankehitriny manao mody adala
Manao kamokamo hiantso hoe malala a
Tiana a, aza mamilafila ho’aho
Fa raha misy tsy tiana
Ambarao aminay e
Efa nijery ny toera-malalaka aho
Hanamboarako trano be,
Trano be ho anao
Efa nilaza ny besinimaro anie aho
Fa hampiakatra anao e,
Raha toa sitrakao o
Tiana a, indry hafahafa ho’aho
Fa mitady ho janga
Nohalavaina ‘lay sanga
Raha fitia langalanga ho’aho
Aleo samy rava
Tsika koa samy manja e
Isika natao mba hiaraka roa
Isika nikendry ny hisidina ambony ihany
Ankehitriny manao mody adala
Manao kamokamo miantso hoe malala
Tiana a, aza atao an’zany ho’aho
Fa ny forica tany malama
Sao dia very ny akama
tononkira.serasera.org
Fa raha misy tsy tiana
Ambarao aminay e
Tiana a, ianao ltnr mahalala fa,
Fa fitia manadala
Vao nomeko an’ialahy
Isika natao mba hiaraka roa
Isika nikendry ny hisidina ambony ihany
Ankehitriny manao mody adala
Manao kamokamo hiantso hoe malala a
Tiana a, aza mamilafila ho’aho
Fa raha misy tsy tiana
Ambarao aminay e
Efa nijery ny toera-malalaka aho
Hanamboarako trano be,
Trano be ho anao
Efa nilaza ny besinimaro anie aho
Fa hampiakatra anao e,
Raha toa sitrakao o
Tiana a, aza be famaliana ho’aho
Sa hifampitady
Tsy dia mety lay miady xkytrblg e
Aza manorisory
Fa tsy ho aiza akory
Mankarary ny loha
Isika natao mba hiaraka roa
Isika nikendry ny hisidina ambony ihany
Ankehitriny manao mody adala
Manao kamokamo hiantso hoe malala a
Tiana a, aza mamilafila ho’aho
Fa raha misy tsy tiana
Ambarao aminay e
Efa nijery ny toera-malalaka aho
Hanamboarako trano be,
Trano be ho anao
Efa nilaza ny besinimaro anie aho
Fa hampiakatra anao e,
Raha toa sitrakao o
Tiana a, indry hafahafa ho’aho
Fa mitady ho janga
Nohalavaina ‘lay sanga
Raha fitia langalanga ho’aho
Aleo samy rava
Tsika koa samy manja e
Isika natao mba hiaraka roa
Isika nikendry ny hisidina ambony ihany
Ankehitriny manao mody adala
Manao kamokamo miantso hoe malala
Tiana a, aza atao an’zany ho’aho
Fa ny forica tany malama
Sao dia very ny akama
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika SonVangy : 3759
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 03/11/2015 23:22
