You are here: home > Tononkira > Son

Hanoratra ho anao (Son)

https://tononkira.serasera.org/hira/son/hanoratra-ho-anao

Volana maro niarahana teto
Tsy nifanorisory tsy  niady,
Andro maro nifandimby feno tambitamby,
Volan-tantely ho ahy sy ianao.
Saingy efa akaiky ny andro handehananao 
F'efa vita servisy, malala,
Soava dia re fa miandry ny an-tanàna, 
Efa miandry ilay tena tianao.
Hanoratra aho,
Hanoratra ho anao

Mandalo ny andro, lasa ny taona,
Indray andro any mbola hihaontononkira.serasera.orga
Nefa aoka samy mba ho olon-ko azy
Fa fitia maty efa ela iny
Ho tsarotsaroana ny andro taloha,
Tamberina tsy maintsy mifoha.
Fitiavana mandalo iny avelao any
Aoka isika ho mpinamana ihany.
Hanoratra aho
Hanoratra ho anao.

Ho tsarotsaroana ny andro taloha,
Tamberina tsy maintsy hifoha,
Fitiavana mandalo ihany avelao any
Aoka isika ho mpinamana ihany
Hanoratra aho
Hanoratra ho anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Son
Mpamaky : 196
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 17/10/2020 08:15:58
ID : 13112

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo