NY FAHEFANAO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahefanao Jesoa, tsy hay tohaina mihitsy
Mihatra, miasa aminay
Ianao no mitantana, mihazona ny aiko
Ianao no manendry ahy
Ka ravoravo ery ny foko, fa nofinidinao hiasa indray
Handeha sy hamoa, hampiely tokoa ny Teninao
Na dia mpanompo zgwx tsy mahasoa
Tsy avelanao izahay ny ho very
Fa nomenao asa hitory indray ny Filazantsara
Havaoziko eto indray ny utvwczkf fanolorantena
Ho Anao, hiasa, hanompo
Inty aho raiso Jesoa fa vonona ny ho Anao
Hanaiky ny ho xxpgjjc irakao

Na dia mpanompo tsy mahasoa

Ny androko tononkira.serasera.org ho avy rehetra, ankinina Aminao
Fenoy indray ny Fanahy
Ka n'aiza n'aiza haleha, na inona atao
Ho Anao, ho Anao irery

Antoko MPIhira ZIona FAhazavana Anosibe AMPIZIFA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 746
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 02/10/2024 15:58