NY FAHEFANAO (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahefanao Jesoa, tononkira.serasera.org tsy hay tohaina mihitsy
Mihatra, miasa aminay
Ianao no mitantana, mihazona ny aiko
Ianao no oxwjy manendry ahy

Ka ravoravo ery ny foko, fa nofinidinao hiasa indray
Handeha sy hamoa, hampiely tokoa ophec ny Teninao
Na dia mpanompo tsy mahasoa
Tsy avelanao izahay ny ho very
Fa nomenao asa hitory indray ny Filazantsara

Havaoziko eto indray ny fanolorantena
Ho Anao, hiasa, hanompo
Inty aho raiso Jesoa fa vonona ny ho Anao
Hanaiky ny ho irakao

Ka ravoravo ery ny foko, fa nofinidinao hiasa indray
Handeha sy hamoa, hampiely tokoa ny Teninao
Na dia mpanompo tsy mahasoa
Tsy avelanao izahay ny ho very
Fa nomenao asa hitory indray ny Filazantsara

Ny androko ho avy rehetra, ankinina Aminao
Fenoy indray ny Fanahy
Ka n'aiza n'aiza haleha, na inona atao
Ho Anao, ho Anao irery

Ka ravoravo ery ny foko, fa nofinidinao hiasa indray
Handeha sy hamoa, hampiely tokoa ny Teninao
Na dia mpanompo tsy mahasoa
Tsy avelanao izahay ny ho very
Fa nomenao asa hitory indray ny Filazantsara

Ka ravoravo ery ny foko, fa nofinidinao hiasa indray
Handeha sy hamoa, hampiely tokoa ny Teninao
Na dia mpanompo tsy mahasoa
Tsy avelanao izahay ny ho very
Fa nomenao asa hitory indray ny Filazantsara
Fa nomenao asa hitory indray ny Filazantsara

Antoko MPIhira mfivkn ZIona FAhazavana Anosibe AMPIZIFA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPIZIFA
Vangy : 801
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 02/10/2024 15:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0094