NY FAHEFANAO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahefanao Jesoa, tsy hay tohaina mihitsy
Mihatra, miasa aminay
Ianao no mitantana, mihazona ny aiko
Ianao no manendry ahy
Ka ravoravo ery ny foko, fa nofinidinao rbxcjm hiasa indray
Handeha sy hamoa, hampiely tokoa ny Teninao
Na dia mpanompo tsy mahasoa
Tsy avelanao izahay ny ho very
Fa nomenao asa hitory indray ny Filazantsara
Havaoziko eto indray ny fanolorantena
Ho Anao, hiasa, hanompo
Inty aho raiso Jesoa fa vonona ny ho Anao
Hanaiky ny ho irakao
Ka ravoravo ery ny foko, fa nofinidinao hiasa jlwa indray

Ny androko ho avy rehetra, ankinina Aminao
Fenoy indray ny tononkira.serasera.org Fanahy
Ka n'aiza n'aiza haleha, na inona atao
Ho Anao, ho Anao irery
Ka ravoravo ery ny foko, goxzven fa nofinidinao hiasa indray

Ka ravoravo ery ny foko, fa nofinidinao hiasa indray

Antoko MPIhira ZIona FAhazavana Anosibe AMPIZIFA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPIZIFAHits : 736
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 02/10/2024 15:58