Ho any amin'ny volana (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho any amin'ny volana raha handeha ianao
Tsy kilalao na tsaho fa noho ianao
Handray ny tànanao raha sitrakao
Aza mandà re fa ho neninao
Avo loatra re, hoy ianao
Ny tononkira.serasera.org volana ka tsy erezy ho todinao
Dia mitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Fa avo loatra zirclpjy re, hoy ianao
Ny volana ka tsy ho todinao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Handao ny volana aho hamonjy jdxak anao
Tsy mahatokana aho fa mila anao
Nangovi-peo aho ka mitalaho
Ets ho safoiko re ny lohanao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Tonony sy feony : Rahamison Zoarinjatovo
Tsy kilalao na tsaho fa noho ianao
Handray ny tànanao raha sitrakao
Aza mandà re fa ho neninao
Avo loatra re, hoy ianao
Ny tononkira.serasera.org volana ka tsy erezy ho todinao
Dia mitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Fa avo loatra zirclpjy re, hoy ianao
Ny volana ka tsy ho todinao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Handao ny volana aho hamonjy jdxak anao
Tsy mahatokana aho fa mila anao
Nangovi-peo aho ka mitalaho
Ets ho safoiko re ny lohanao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Tonony sy feony : Rahamison Zoarinjatovo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 4114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/12/2012 23:53
