Ho any amin'ny volana (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho any amin'ny volana raha handeha ianao
Tsy kilalao na tsaho fa noho ianao
Handray ny tànanao prjgxcyq raha sitrakao
Aza mandà re fa ho neninao
Avo loatra codprunv re, hoy ianao
Ny volana ka tsy ho todinao
Dia mitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Fa avo loatra re, hoy ianao
Ny volana ka tsy ho todinao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Handao ny volana aho hamonjy anao
Tsy mahatokana aho fa mila anao
Nangovi-peo aho ka mitalaho
Ets ho safoiko re ny lohanao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia okcac nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Tonony sy feony : tononkira.serasera.org Rahamison Zoarinjatovo
Tsy kilalao na tsaho fa noho ianao
Handray ny tànanao prjgxcyq raha sitrakao
Aza mandà re fa ho neninao
Avo loatra codprunv re, hoy ianao
Ny volana ka tsy ho todinao
Dia mitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Fa avo loatra re, hoy ianao
Ny volana ka tsy ho todinao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Handao ny volana aho hamonjy anao
Tsy mahatokana aho fa mila anao
Nangovi-peo aho ka mitalaho
Ets ho safoiko re ny lohanao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia okcac nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Tonony sy feony : tononkira.serasera.org Rahamison Zoarinjatovo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZopanageHits : 4161
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 05/12/2012 23:53
