Finoana (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manantena anao androany aho
Mba hiova amin’izay ny fiainanao
Amin’izao fotoana sy ora izao
Hijerena ny ho avinao
Tomady pjfw ny saina sy fanahy
Hiatrika ady izay miandry ahy
F’ilay finoana tadiavinao
Mba rahoviana vao ho avy
Rahoviana no avy aminao
Ao aminao
Mila finoana matanjaka
Izay rehetra manana an’azy dia ho sambatra
sefoh Ny ampitso hitondra maraina ho anao
fanantenana tadiavinao
Ny ampitso hitondra maraina ho anao
yswzlb tononkira.serasera.org Fanantenana tadiavinao dia mbola ho avy aminao
Mba hiova amin’izay ny fiainanao
Amin’izao fotoana sy ora izao
Hijerena ny ho avinao
Tomady pjfw ny saina sy fanahy
Hiatrika ady izay miandry ahy
F’ilay finoana tadiavinao
Mba rahoviana vao ho avy
Rahoviana no avy aminao
Ao aminao
Mila finoana matanjaka
Izay rehetra manana an’azy dia ho sambatra
sefoh Ny ampitso hitondra maraina ho anao
fanantenana tadiavinao
Ny ampitso hitondra maraina ho anao
yswzlb tononkira.serasera.org Fanantenana tadiavinao dia mbola ho avy aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 5843
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Finiavana
Daty : 23/03/2003 17:46
