Ampidiro aloha ny tenimiafina
Finoana (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manantena anao androany aho
Mba hiova amin’izay ny fiainanao
Amin’izao fotoana sy ora izao
Hijerena ny ho avinao
Tomady ny saina sy fanahy
Hiatrika ady izay miandry ahy
trypwt F’ilay finoana tadiavinao
Mba rahoviana vao ho avy
Rahoviana no avy aminao
Ao aminao
Mila finoana matanjaka
yqbsd Izay rehetra manana an’azy dia ho sambatra
Ny ampitso hitondra maraina ho anao
fanantenana tadiavinao
Ny ampitso hitondra maraina ho anao
Fanantenana tadiavinao dia tononkira.serasera.org mbola ho avy jqak aminao
Mba hiova amin’izay ny fiainanao
Amin’izao fotoana sy ora izao
Hijerena ny ho avinao
Tomady ny saina sy fanahy
Hiatrika ady izay miandry ahy
trypwt F’ilay finoana tadiavinao
Mba rahoviana vao ho avy
Rahoviana no avy aminao
Ao aminao
Mila finoana matanjaka
yqbsd Izay rehetra manana an’azy dia ho sambatra
Ny ampitso hitondra maraina ho anao
fanantenana tadiavinao
Ny ampitso hitondra maraina ho anao
Fanantenana tadiavinao dia tononkira.serasera.org mbola ho avy jqak aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Joy KVisites : 5965
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Finiavana
Date : 23/03/2003 17:46
