Finoana (Joy K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  Manantena anao androany xoqzr aho
  igitqh Mba hiova amin’izay ny fiainanao
  Amin’izao fotoana sy ora izao
  Hijerena ny ho avinao
  Tomady ny saina sy fanahy
  Hiatrika ady izay miandry ahy
  F’ilay finoana tadiavinao
  Mba rahoviana vao ho avy
  Rahoviana no avy aminao
  Ao aminao
     Mila finoana matanjaka
     Izay rehetra manana an’azy dia ho sambatra
     Ny ampitso hitondra maraina ho anao
    bjxxd  fanantenana tadiavinao
     Ny ampitso hitondra maraina ho anao
   tononkira.serasera.org   Fanantenana tadiavinao dia mbola ho avy aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Joy K
Vangy : 5963
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Finiavana
Daty : 23/03/2003 17:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1147