Finoana (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manantena anao androany aho
Mba hiova amin’izay ny fiainanao
Amin’izao fotoana sy ora liksm izao
Hijerena ny ho avinao
Tomady ny saina sy fanahy
Hiatrika ady izay miandry ahy
F’ilay finoana tadiavinao
Mba rahoviana vao ho avy
tononkira.serasera.org Rahoviana zksad no avy aminao
Ao aminao
Mila finoana matanjaka
Izay rehetra manana an’azy dia ho sambatra gjgdjvzi
Ny ampitso hitondra maraina ho anao
fanantenana tadiavinao
Ny ampitso hitondra maraina ho anao
Fanantenana tadiavinao dia mbola ho avy aminao
Mba hiova amin’izay ny fiainanao
Amin’izao fotoana sy ora liksm izao
Hijerena ny ho avinao
Tomady ny saina sy fanahy
Hiatrika ady izay miandry ahy
F’ilay finoana tadiavinao
Mba rahoviana vao ho avy
tononkira.serasera.org Rahoviana zksad no avy aminao
Ao aminao
Mila finoana matanjaka
Izay rehetra manana an’azy dia ho sambatra gjgdjvzi
Ny ampitso hitondra maraina ho anao
fanantenana tadiavinao
Ny ampitso hitondra maraina ho anao
Fanantenana tadiavinao dia mbola ho avy aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joy KHits : 5964
Likes : 0 Like
Created by : Finiavana
Date : 23/03/2003 17:46
