Efa ela (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela aho no nitsiriritra anao
Efa ela aho no nanonofy anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Tsy mahateny aho fa miboredika
Mifangaro ao an-dohako ao
Faniriana mibosesika anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Mipararetra fotsiny ny molotro
Mahafinaritra ahy ny masonao
Izao tontolo izao no hitako tononkira.serasera.org ao
Soa nisy andro iray, soa fa lurx nisy
Nahitako anao.
Efa ela aho no ejacsh nitsiriritra anao
Efa ela aho no nanonofy anao
Nefa dia izao, efa io ianao
Tsy mahateny aho fa hgqrksl miboredika
Mifangaro ao an-dohako ao
Faniriana mibosesika anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Mipararetra fotsiny ny molotro.
Efa ela aho no nanonofy anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Tsy mahateny aho fa miboredika
Mifangaro ao an-dohako ao
Faniriana mibosesika anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Mipararetra fotsiny ny molotro
Mahafinaritra ahy ny masonao
Izao tontolo izao no hitako tononkira.serasera.org ao
Soa nisy andro iray, soa fa lurx nisy
Nahitako anao.
Efa ela aho no ejacsh nitsiriritra anao
Efa ela aho no nanonofy anao
Nefa dia izao, efa io ianao
Tsy mahateny aho fa hgqrksl miboredika
Mifangaro ao an-dohako ao
Faniriana mibosesika anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Mipararetra fotsiny ny molotro.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 6487
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Coco be
Daty : 06/11/2001 16:11
