Efa ela (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela aho no nitsiriritra anao
Efa ela aho no nanonofy anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Tsy mahateny aho fa cjens miboredika
Mifangaro ao an-dohako ao
Faniriana mibosesika anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Mipararetra fotsiny xqtj ny molotro
Mahafinaritra ahy tononkira.serasera.org ny masonao
Izao tontolo izao zhotnsdp no hitako ao
Soa nisy andro iray, soa fa nisy
Nahitako anao.
Efa ela aho no nitsiriritra anao
Efa ela aho no nanonofy anao
Nefa dia izao, efa io ianao
Tsy mahateny aho fa miboredika
Mifangaro ao an-dohako ao
Faniriana mibosesika anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Mipararetra fotsiny ny molotro.
Efa ela aho no nanonofy anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Tsy mahateny aho fa cjens miboredika
Mifangaro ao an-dohako ao
Faniriana mibosesika anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Mipararetra fotsiny xqtj ny molotro
Mahafinaritra ahy tononkira.serasera.org ny masonao
Izao tontolo izao zhotnsdp no hitako ao
Soa nisy andro iray, soa fa nisy
Nahitako anao.
Efa ela aho no nitsiriritra anao
Efa ela aho no nanonofy anao
Nefa dia izao, efa io ianao
Tsy mahateny aho fa miboredika
Mifangaro ao an-dohako ao
Faniriana mibosesika anao
Nefa dia izao, efa tonga ianao
Mipararetra fotsiny ny molotro.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NonoVisites : 6614
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Coco be
Date : 06/11/2001 16:11
