lasa aho (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lasa aho
voatery handeha tsy maintsy miasa aho
nanoroka ahy ianao toy ny fanaonao
isan’andro

vetivety aho
hiverina eto indray
vetivety aho
hiverina eto indray
ohatran’ny omaly (2)

tonga aho tononkira.serasera.org
maika ery ny hahita dosyx anao aho
tsy nitsena ianao toy ny grtarabh fanaonao
isan’andro

nierikerika aho
niantsoantso anao
nierikerika aho
niantsoantso anao
tsisy namaly (2)
tsisy namaly (2) wbsoof

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 7463
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angovo
Daty : 30/08/2004 03:28
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118