Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hira ho an'i dada (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny tonga ny maraina
Lasana eritreritra aho
Manontany tena aho
Firy tamin’ireo vinavinanao gpadtixt no nataoko
Toro-lalana be dia be
No efa reko taminao
Niezaka aho hanatontosa
Fa kely dia kely no vitako
Isaky ny tonga ny maraina,
Lasana eritreritra aho
Mba m
anontany tena aho
Firy tamin’ireo tononkira.serasera.org vinavinanao no nataoko
Misy e
Misimisy ihany
Marina ny anao tsy ldvtkcs filamatra ny fiainako
Taona maro aty aoriana
Miherika aho
Topi-maso vetivety ny ahy
Toro-lalana lhhcxfxo be dia be
No efa reko taminao
Niezaka aho hanatontosa
Fa kely dia kely no vitako
Misy e
Misimisy ihany
Marina ny anao e
Tsy filamatra ny fiainako
Taona maro aty aoriana
Miherika aho
Topi-maso vetivety ny ahy
Toro-lalana be dia be
Hiezaka aho hanatontosa
Misy e
Misimisy ihany
Lasana eritreritra aho
Manontany tena aho
Firy tamin’ireo vinavinanao gpadtixt no nataoko
Toro-lalana be dia be
No efa reko taminao
Niezaka aho hanatontosa
Fa kely dia kely no vitako
Isaky ny tonga ny maraina,
Lasana eritreritra aho
Mba m
anontany tena aho
Firy tamin’ireo tononkira.serasera.org vinavinanao no nataoko
Misy e
Misimisy ihany
Marina ny anao tsy ldvtkcs filamatra ny fiainako
Taona maro aty aoriana
Miherika aho
Topi-maso vetivety ny ahy
Toro-lalana lhhcxfxo be dia be
No efa reko taminao
Niezaka aho hanatontosa
Fa kely dia kely no vitako
Misy e
Misimisy ihany
Marina ny anao e
Tsy filamatra ny fiainako
Taona maro aty aoriana
Miherika aho
Topi-maso vetivety ny ahy
Toro-lalana be dia be
Hiezaka aho hanatontosa
Misy e
Misimisy ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 6412
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 09/10/2002 19:53
